|
|
|
|

Entrée1  Rakotonaivo François
Mots élémentaires  2 Rakotonaivo, 3 François
Partie du discours  4  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  5 Rakotonaivo François (1924-)
6 Teraka tany Betatao (Anjojorobe) tamin' ny 10 oktobra 1924.
7 Nianatra tao amin' ny Petit Séminaire-Ambohipo,
8 Kolejy Masina Misely-Amparibe,
9 ary Lycée Galliéni izy. Nampianatra nandritra ny 14 taona.
10 Nanomboka nanoratra tao amin' ny gazety "Anivon' ny Riaka - L' Ile Australe"
11 niandraikitran' Andriamatoa Régis Rajemisa-Raolison.
12 Talen' ny gazety Sori-Dalana (1957-1958).
13 Tonian' ny Filazam-baovao tao amin' ny Radio-Madagasikara teto Antananarivo,
14 tany Antsiranana sy tany Fianarantsoa. Talen' ny Radio-Madagasikara (1976-1978).
15 Mari-boninahitra: Chevalier de l'Ordre national Malagasy. [2.327]
Vocabulaire  16  Littérature: auteurs
Ouvrages littéraires  17  1961 Fianarana jeografia
18  1970 Ny Haintenin'ny Ntaolo
19  1990 Hainteny ankehitriny
20  1990 Le laïcat et la pastorale de la justice et la charité : à Madagascar depuis son indépendance en 1960
21  1993 Ny diam-penin' ny Avana Ramanantoanina
22  1993 Rakibolana frantsay - malagasy : Dictionnaire français - malgache
23  1997 Ny riba malagasy eran' ny nosy

Mis à jour le 2025/11/20